| Entry | ranomandry | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Elementary words | rano, mandry | ||||
| Rano mivongana noho ny hatsiaka sahala amin' ny havandra Fomban-domano misosa Hazakaza-madinika ataon' ny mpilanja misosa sy misononoka ka tsy mitontona akory ilay olona lanjaina [1.1] | |||||
| [ rano mandry ] A thin film found on water A word used for ice A mode of carrying palanquin. [1.2] | |||||
| Ice [1.7] | |||||
| Glace [1.8] | |||||
| Examples |
| ||||
| Entry | Ranomandry | ||||
| Part of speech | name (toponym) | ||||
| Vocabulary | |||||
| Coordinates | -20.0333333, 46.9166667
-17.2333333, 46.85 | ||||
| Toponymy | rano, mandry | ||||
| Updated on 2023/05/28 |
|