| Entry | rameva | |
| Part of speech | noun | |
| Karazam-biby mandinika avy any Asia misy trafony anankiroa. Ny rameva dia ataon' ny olona fitaingina, nefa fihinana tsara koa ny henany ary manome ronono koa aza izy; ankoatra izany, mbola azo ampiasaina ny hodiny sy ny volony. [1.1] | ||
| A camel. See angamenavava, angamia [1.2] | ||
| Chameau [1.54] | ||
| Vocabulary | ||
| Analogs | angamenavava ~ angamia | |
| Article | Randzavola: rameva ao amin' ny Baiboly | |
| Updated on 2022/07/18 |
|