| Entry |
angamenavava
|
| Part of speech | noun
|
| | Anaran-kafa ilazana ny rameva [1.1]
|
| | A camel [1.2]
|
| | Dromadaire [1.54]
|
| Vocabulary |
| Examples | Ho rakotry ny angamenavava zavon-tany mbamin-drameva avy any Madiana sy Efah hianao;
[2.996]
|
| Analogs |
angamia ~
rameva |
|
| Entry |
angamenavava
|
| Part of speech | noun
|
| | Bibikely toa misy afo mazava amin' ny alina. Roa karazana izy ireny: -- ny iray irony hita eny am-pefiloha ka ataon' ny Vahiny hoe Glow worm na kankana misy afo, fa aty amintsika kosa ataon' ny olona hoe Tainkankana; -- ny iray hafa kosa irony manidintsidina amin' ny alina, izay misy afo mitselatselatra sahala amin' ny jiro avy ao ambany elany (Fire fly) [1.1]
|
| | The fire-fly [1.2]
|
| | A firefly [1.7]
|
| | Ver luisant [1.8]
|
| | Luciole [3.1]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | angamenavava hariva, ka samy mitsilotsilo izay halehany
[2.345]
|
| 2 | Efa fantatsika fa ny biby atao hoe Angamenavava dia misy hazavana saiky tahaka ny afo aza, raha mandeha alina izy
[1.357]
|
|
| Analogs |
tainkankana |
|