| Entry | Ramatoa | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Teny ilazana ny zanakavavy voalohany:
Raha nisakana Ramatoa, tsy ary ianao Raivo Ampiasaina hilazana ny vehivavy vady andefimandry: Rangahy no tao an-trano fa ramatoa lasa niantsena Ilazana amim-panajana rahefa mety ho vehivavy, ka ampiasaina mandeha irery izy na miaraka amin' ny anaran' Bay olona: Tsy naharitra ilay Ramatoa ka lasa. Tonga ao Ramatoa Rasoa Iantsoana ny vehivavy iresahana: Aoka re, Ramatoa, fa azoko ny tianao holazaina [1.1] | |||||
| Vocabulary | |||||
| Examples |
| ||||
| Antonyms | Andriamatoa | ||||
| Abbreviation | Rtoa | ||||
| Updated on 2022/01/25 |
|