|
|
|
|

Entry railovy
Part of speech noun
 Karazam-boron-kely sady tsara feo no tsara tarehy fa misy sangany misandrahaka ohatra ny fikopaka eo ambony lohany ka nahatonga ny olona hanome azy ny anarana hoe andriamborona [1.1]
 [Lovy, see lovilovy.] A species of king-crow, a family of birds sometimes called Drongo shrikes, probably from the Betsimisaraka name Drongo. It is bluish black in colour, and has a long forked tail hence its specific name. Dicrurus forficatus, L. Same as andovy, drongo, leidorongo, raidonga, railomba and tsaramaso. [1.2]
 A black songbird [1.7]
 Black crested drongo [3.1]
 Oiseau noir aux beaux chants [1.8]
 Crested drongo [2.190]
 Drongo malgache [2.191]
Vocabulary 
Scientific name Dicrurus forficatus
Examples Izany angamba no nilazana fa mpanjakan' ny vorona ny railovy. [2.445]
Illustrations 

Entry railovy
Part of speech noun
 Oiseau censé être le roi de [...] [full text in 1.54]
Vocabulary 
Examples Izany angamba no nilazana fa mpanjakan' ny vorona ny railovy. [2.445]

Updated on 2023/02/20