|
|
|
|

Entry penjy
Part of speech adjective
 Geja mafy, fitazonana sady fanerena ho poritra mafy [1.1]
Derivatives 

Entry penjy
Part of speech noun
 Karazan' ahitra fanao satroka [1.1]
  [Betsimisaraka] (de penjy : action de prendre à pleine main en serrant fortement). Nom cité par Malzac. Lepironia mucronata Pers. (Cyperaceae). Utilisé en sparterie pour les chapeaux, nattes, soubiques et sacs d'emballage. [1.196]
Vocabulary 
Scientific name Lepironia mucronata
Examples 
1Pataloha roa aman' olona sy satroka penjy iray avy koa, no nomeny azy mirahalahy sy azy mianadahy avy. [2.470]
2Somary efa zokinjokiny izy ireo, manao ambony sy ambany volontany, samy misatroka penjy ary samy mitafy lamba soga voloina, - Nahoana ny an' i Zandry no io no hohanina? [2.4]

Updated on 2019/08/17