|
|
|
|

Entry paradizy
Part of speech noun
 Fonenan' ny olona tsara fanahy aorian' ny fahafatesana, araka ny finoana kristianina, izay iainany ao anatin' ny fahasambarana ateraky ny fahitana an' Andriamanitra. [Vocabulary: ]
Toerana mahasambatra sy mahafinaritra: Tena paradisa kely ity sahanareo mangatsiatsiaka feno voninkazo ity [1.1]
Origin Explanations in English: paradise.
Other spellings 

Updated on 2012/04/24