| Entry | paradisa | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Fonenan' ny olona tsara fanahy aorian' ny fahafatesana, araka ny finoana kristianina, izay iainany ao anatin' ny fahasambarana ateraky ny fahitana an' Andriamanitra. Toerana mahasambatra sy mahafinaritra: Tana paradisa kely ity sahanareo mangatsiatsiaka feno voninkazo ity [1.1] | |||||
| Paradise [1.7] | |||||
| Paradis [1.8] | |||||
| Examples |
| ||||
| Origin | Explanations in French: paradis. | ||||
| Other spellings | paradizy | ||||
| Article | Randzavola: paradisa ao amin' ny Baiboly | ||||
| Updated on 2022/07/30 |
|