| Entry |
papango
|
| Part of speech | noun
|
| | Vorona mpihinankena, malaza amin' ny fipaohana ny zanak' akoho. [1.1]
|
| | Oiseau papangue [2.415]
|
| | Papangue [1.54]
|
| | Nom d'un oiseau, le milan malgache [1.196]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Noheveriko ho vorona mitovy habe amin' ny akoho koa no nanatody azy ireny fahiny, kanjo hay dia zavatra kely noho ny papango.
[2.471]
|
| 2 | Nefa izao kosa no tsy ho fihinanareo: ny voltora sy ny gypa sy ny ankoay ary ny papango sy ny voromahery sy ny papango mainty, samy araka ny karazany, avy
[2.996]
|
|
|
| Entry |
papango
|
| Part of speech | noun
|
| | Se disait des voleurs [2.415]
|
|