|
|
|
|

Entry oviana
Part of speech adverb [Full list]
 Entina manontany ny fotoana efa lasa nanaovana asa iray na nitrangan-javatra: Oviana no naka fanadinana ny zokinao? ~ Oviana no nahazo fahaleovantena i Madagasikara? [1.1]
 When? (of past time) [1.7]
 Interrogatif, quand? (temps passé) [1.8]
Examples Tiaza izany toerana niarahako taminy izany, ary oviana teo amin' ny fiainako no nitrangan' ny tantara? [2.5]

Updated on 2025/02/12