|
|
|
|

Entry otrika
Part of speech noun
 Fitahirizana vain' afo ao anaty lavenona; fametrahana ny voankazo amin' ny toerana mafana mba hanamasaka azy haingana; fitahirizana, fierena, famitsahan' ny miaramila. [1.1]
  [Merina] Action de faire mûrir les fruits, surtout les bananes, en les exposant à la chaleur dégagée par un feu étouffé. On creuse généralement à cet effet un trou dans un talus latéritique. [1.196]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : otrika, otriko, otrikao, otriny, otritsika, otrikay, otrikareo, otrik', otri-, otriky
Derivatives 

Entry otrika
Part of speech noun
 An ambush [1.7]
 Embuscade [1.8]

Entry otrika
Part of speech noun
 Karazam-borona andrano mitovitovy habe amin' ny akoho [1.1]
 Petite poule d'eau [1.54]
Vocabulary 
Examples Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vano-fotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talevana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralambotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika. [2.48]

Updated on 2024/01/09