| Entry | aotrika (otrika) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| (vola) Apetraka hiteraka, hihana: Tsy mba haotriko intsony ny volako (voankazo) Atao amin' ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka: Aotreho ao andavaka ireto akondro ireto Asaina mamitsaka; ampierena: Naotrika tao an-dohasaha ny miaramila valopolo lahy [1.1] | |||||||||
| To be ripened artificially [1.7] | |||||||||
| Qu'on mûrit artificiellement [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | aotrika (otrika) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Qu'on met en embuscade [1.3] | |||||||||
| Updated on 2024/01/09 |
|