|
|
|
|

Entry olombelona
Part of speech noun
Elementary words olona, velona
 Zavamananaina azo atoko ara-toe-batana ho anisan' ny biby mampinono, nefa kosa miavaka amin' ny biby noho ny fananany atidoha lehibe, ny fahazoany mijoro, ny fahafahan' ny tanany mandray zavatra, ary indrindra ny fahaizany miteny sy ny fananany sain amam-panahy: Olombelona ihany aho fa tsy anjely ka mba tezitra
Fitambaran' ny olona miaina rehetra: Hotsaroana mandrakizay ny anaran' ireo mpana soa ny olombelona [1.1]
 A mortal man; mankind [1.7]
 Homme mortel; l'humanité en général [1.8]
 être humain [1.5]
Examples 
1Koa mba avoty aho re Rafosafa maty, hoy ny olombelona. [1.508]
2Mampieritreritra tokoa ny fahaizan' ity olombelona ity! [2.332]
Article 

Entry Olombelona
Part of speech name (book title)
Subtitle essai sur l 'existence personnelle et collective à Madagascar.
Author Dubois Robert
Publishings 1978. L'Harmattan. Pages: 157.
Tables and plates All the titles

Updated on 2025/10/11