| Entry | olo-marina | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | olona, marina | |
| Olona tsara toetra, indrindra eo amin' ny fanaovana ny marina sy ny hitsiny [1.1] | ||
| Examples | Voahirana, hoy i Dolfa, mifona aminao aho, hay olomarina i Fandrava, ary rainao izy
[2.895] | |
| Updated on 2023/05/15 |
|