| Entry | oksizena | |
| Part of speech | noun | |
| Karazana gazy hita betsaka indrindra eo amin' ny zavaboary, izay mandoro ka miteraka hafanana; ny oksizena dia ilain' ny zavamananaina amin' ny fiainany fa mandoro ny loto ao amin' ny rany (ampahadimin' ny rivotra amin' ny atmosfera ny oksizena) [1.1] | ||
| [ oksizenina ] Singa simika [1.13] | ||
| [ oksizenina ] Oxygène [1.13] | ||
| Origin | Explanations in French: oxygène. | |
| Other spellings | oksizenina | |
| Analogs | O | |
| Tables and plates | Periodic Table | |
| Updated on 2024/08/31 |
|