|
|
|
|

Entry O      o
Part of speech noun (symbol)
 Tarehintsoratra fahefatra ambin'ny folo ary zanasoratra fahefatra amin'ny abidy malagasy. Ny zanatsoratra O dia mety hanana tonom-peo "ao" amin'ireto toe-javatra telo ireto ka amin'ireo roa farany dia asiana satrony (ô) ny fanoratana azy: a) amin'ny teny avy amin'ny fiteny vahiny: radio, sosisy; b) amin'ny teny fitenim-paritra sasantsasany: ny vôla (tsimihety); d) amin'ilay tenim-piontanana merina "ô": Tompo ô! [1.1]
 The fourteenth letter of the Malagasy alphabet. In accented syllables it has the sound of o in move, but a somewhat lighter sound in unaccented syllables. In the interjection "o" (used as a sign of the vocative case) and in some of the provinces it has the same sound as a single o in English. [1.2]
 Quatorzième lettre et quatrième voyelle de l'alphabet malgache [1.3]
Analogs  abidỳ
Tables and plates The Alphabets
Quotes 
Article 
Illustrations 

Entry ô
Part of speech interjection [Full list]
 Fanao eo aorian' ny anaran' olona antsoina ka italahoana, na anaran-javatra heverina ho toy ny olona ka itenenana: Tompo ô, mihanta aminao izahay! / Ry tanindrazanay malala ô [1.1]
 Used in addressing people, as : Rakoto ô! oh, Rakoto! [1.7]
 (vocative) [1.8]
Examples Rafotsy ô ! miantso andRampananambonitany, efa lehibe isika [2.48]

Entry -o
Part of speech pronoun [Full list]
Analogs  -ko
Tables and plates All the pronouns

Entry O
Part of speech noun (symbol)
  Ôksizenina. Singa mietona, fahavalo amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
 Oxygen. [3.1]
 Oxygène. [3.1]
Vocabulary 
Tables and plates Periodic Table

Updated on 2024/12/21