| Entry | nisinda > isindana (sinda) | ||||||||
| Part of speech | relative verb | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | nisinda > misinda (sinda) | ||||||||
| Part of speech | adjective | ||||||||
| (teny tranainy) Mibilaka, mivena, misilaka [1.1] | |||||||||
| Entry | nisinda > misinda (sinda) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mihataka, miala, manalavitra: Nisinda teo anatrehanao izy raha vao nilazako izany. / Ao (anatin' ny fo) ny nofy novolavolaina -- izay nisinda nalaky, tsy hita -- Ao no rendrika ilay nantenaina -- ilay sambo nataoko ho tafita (J.J. Rabearivelo) Misava: Efa nisinda ny zavona [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | nisinda > misindà (sinda) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb misinda | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
|
|