|
|
|
|

Entry misinda (sinda)
Part of speech adjective
 (teny tranainy) Mibilaka, mivena, misilaka [1.1]

Entry misinda (sinda)
Part of speech active verb
 Mihataka, miala, manalavitra: Nisinda teo anatrehanao izy raha vao nilazako izany. / Ao (anatin' ny fo) ny nofy novolavolaina -- izay nisinda nalaky, tsy hita -- Ao no rendrika ilay nantenaina -- ilay sambo nataoko ho tafita (J.J. Rabearivelo)
Misava: Efa nisinda ny zavona [1.1]
Morphology 
Present : misinda
Past : nisinda
Future : hisinda
Imperative : misindà

Entry misindà (sinda)
Part of speech imperative of active verb misinda [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2013/05/13