| Entry | nangy | ||
| Part of speech | noun | ||
| Fivontosana -- izay tsy aretina akory fa efa toe-tena mihitsy -- eo amin' ny faritra ambanin' ny sofina: Mavesabesatra izany no fijery ny olona be nangy Ny faritra eo anelanelan' ny takolaka sy ny ravintsofina ambany: Nisy bibikely nanaikitra azy teo amin' ny nanginy. [1.1] | |||
| Vocabulary | |||
| Morphology |
| ||
| Other spellings | mangy | ||
| Entry | nangy | ||
| Part of speech | noun | ||
| [Provincial] A provincial word for lasiray [1.2] | |||
| Updated on 2012/06/05 |
|