| Entry | lasiray | |
| Part of speech | noun | |
| Elementary words | ila, iray | |
| (ilany sy iray) Anaram-bola malagasy mitovy amin' ny ila (voamena) (0,10) sy iray (voamena) (0,20) izany hoe 0,30 Fr na 30 santima amin' ny vola ankehitriny [1.1] | ||
| Same as ilasiray [1.2] | ||
| Un voamena et demi; le seizième de la piastre [1.3] | ||
| Vocabulary | ||
| Updated on 2024/07/16 |
|