| Entry | nahoana | ||||||
| Part of speech | adverb | ||||||
| Enti-manontany 1) Ny antony mahatonga zavatra iray: Nahoana no tsy mety maty ny fanahy? 2) Ny antony anaovan-javatra iray: Nahoana no tsy niteny ianao raha nanontanian' ny mpampianatra? [1.1] | |||||||
| See ahoana [1.2] | |||||||
| Why? [1.7] | |||||||
| Pourquoi? [1.8] | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Analogs | ahoana | ||||||
| Updated on 2012/08/09 |
|