| Entry | ahoana | ||
| Part of speech | adverb | ||
| Teny enti-mamaly raha misy miantso: Koto a! Ahoana, ry dada? Enti-manontany teny nolazain' olona: Ahoana no navaliny anao? Ahoana, hoy izy, taminao? Enti-manontany fomba fanaovan-javatra: Ahoana no fiarahabanareo atỳ? Enti-mamototra anton-javatra: Ahoana no aniratsiranao olon-dehibe ohatra andrainao? Enti-manontany ny fomba hoentin-mitondra olona, raharaha na zavatra: Hatao ahoana izao itỳ zaza marary itỳ? [1.1] | |||
| How? What? Used in answering a call. Why? What is the cause of it? It is also an exclamation, as ahoana ary! Well then! It admits of the suffix pronouns and tenses: Ny faty aza ahoako (I care not for, or I trouble not myself about death; death has no fear for me!) ~ Ahoanao izany? (What is that to you?) [1.2] | |||
| Why? how? [1.7] | |||
| Ce dont on fait cas: Ahoana izany e ! (Ne faites pas cas de cela) ~ Tsy nahoany akory izay nolazaiko taminy (Il n’a fait aucun cas de ce que je lui ai dit) ~ Tsy hahoako akory izany (Je n’en ferai aucun cas, cela ne me fera rien) [1.3] | |||
| Pourquoi? comment? [1.8] | |||
| Morphology |
| ||
| Analogs | nahoana | ||
| Updated on 2024/07/30 |
|