|
|
|
|

Entry mpitranga (tranga)
Part of speech noun
 événement [1.13]
Vocabulary 
Examples 
1Tsaroako izay mpitranga matetika any Antalaha rehefa vokatra ny vanilina. [2.285]
2Hitany koa ny mahamisy fetra ny soa sy ny ratsy mpitranga eo amin' ny fiainany [2.296]
3hoy Ndriana niomankomana fa efa fantany izay mpitranga rahefa izany no resahin' izy roa. [2.5]

Updated on 2023/09/08