|
|
|
|

Entry mpifatotra (fatotra)
Part of speech noun
 Mpigadra, olona voatana ao amponja [1.1]
 Celui ou ce qui est attaché [1.3]
Examples 
1Tsy Ramagozy io mpifatotra io fa olona hafa! [2.357]
2Rehefa afaka kolikely dia niditra ny mpifatotra. [2.587]
3nentina teo avokoa ny mpifatotra afa-tsy Rafaravavy. [2.649]

Updated on 2020/01/20