| Examples |
| 1 | Mpifankatia hita faty tanaty rano
[4.14]
|
| 2 | Ohatra ny mpifankatia ela tsy nihaonana sahady izahay mianaka nony vao nifankahita
[2.471]
|
| 3 | Toy ny nafatotra ny vavan'ireo mpifankatia ireo, ary marina mihitsy ny tenin'ny lehilahy mpanoratra malaza hoe: "Ny fitiavana tsy tenenina no fitiavana lehibe sy ambony indrindra" (Wagner)
[2.324]
|
|