|
|
|
|

Entry mpiambina (ambina)
Part of speech noun
 Olona atokana hiambina, izany hoe manao andry maso, miaro tsy ho simba ary mitandrina amin' ny fahavalo [1.1]
 A guard. [1.2]
 A watchman [1.7]
 Gardien [1.8]
Examples Nefa noperan'ilay mpiambina tamin'ny baiko tsy niteny. [2.895]

Updated on 2024/06/10