| Entry | mosarena (mosary) | |
| Part of speech | adjective | |
| [Tanala] [ mosareña ] Noana, ianjadian'ny tsy fisian'ny hanin-ko hanina: Alaña mangady ovy ala (Bodoa) laha mosareña anareo (ndeha mihady ovy ala raha noana hianareo) [1.78] | ||
| [Tanosy] Noana [1.78] | ||
| Tratra, voan' ny mosary; tsy manan-kohanina: Ny mafy indrindra, hoy ny ntaolo, dia ny rovi-damba ririnina, ny mosarem-pahavaratra [1.1] | ||
| Hungry, starved [1.7] | ||
| Affamé, en proie à la famine [1.8] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|