|
|
|
|

Entry morona
Part of speech noun
 Sisina (rano, lalana, tevana...): Aza manaraka ny moron-tevana raha sarotim-panina ~ Nipetraka teo amoron-dalana ilay mahantra (ny amin' ny "amorona" eto dia tsy misy hafa amin' ny an amin' ny "an-tsisin-dalana, ohatra, saingy natao a amin' izy eo alohan' ny mary nosoratana nakambana amin' ny morona koa). [1.1]
 The border, the brink, the edge [1.7]
 Le bord [1.8]
 Bord, côte, rivage [1.196]
Examples 
1Soa ihany fa efa tsy lavitra intsony ny morona. [2.442]
2Manga ngalingaly ny rano, manga matsora ny lanitra, maitso mavana ny morona. [2.499]
3Azon' ny olona hiampitana manasa-dranjo Ikopa ary zary fasika mitomandavana avokoa ny morona. [2.470]
Derivatives 

Entry morona
Part of speech noun
  [Mahafaly, Tandroy] (probablement une déformation de morama). Sorghum roxburghii Stapf (Poaceae). Introduite de l'Inde méridionale, ou de la côte orientale d'Afrique où elle est cultivée depuis longtemps. Fournit un grain comestible. Très résistante à la sécheresse. [1.196]
Vocabulary 
Scientific name Sorghum roxburghii

Updated on 2023/05/22