|
|
|
|

Entry amorona (morona)
Part of speech adverb [Full list]
 Eny amin' ny sisiny; manaraka ny morona na ny sisiny: Aza mijorojoro eny amoron-dalana [1.1]
 At the edge [1.7]
 Au bord, sur le bord [1.3, 1.8]
Examples Manasa lamba eny amorona eny ny mponina ambanivohitra, ahatsapana ny fiarahan' ny mpianakavy sy ny fiahiana tonkatrano. [2.470]
Morphology 
Simple : amorona, amorony, amoron-, amoron', amorom-

Updated on 2023/05/16