| Entry | morana (orana) | |
| Part of speech | adjective | |
| [Bezanozano, Tanala] Avy orana, manorana: Hajakajak'amin'andro moraña, herisandry very fahatane (Very maina toy ny mihazakazaka amin'ny andro morana) [1.78] | ||
| [Tanosy] Manorana [1.78] | ||
| Misy orana [1.1] | ||
| Rainy [1.2, 1.7] | ||
| Pluvieux [1.8] | ||
| Examples | Mandrahondrahon-tsy morana ny andro.
[2.857] | |
| Synonyms | mañoraña | |
| Analogs | morandava | |
| Updated on 2023/04/10 |
|