| Entry | mondron-kery | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | mondro, hery | |
| Ny sisa tafajanona amin' ny hery [1.1] | ||
| Examples | Fifaliana ny nahita, eny, tsy ela akory, fa tsy lany mondronkery akory ny tena nikarakara zanaka an-trano heverina ho toy ny naloaky ny kibo.
[2.356] | |
| Updated on 2023/12/16 |
|