|
|
|
|

Entry hery
Part of speech noun
 Tanjaka: Mahazendana ny herin' io lehilahy io fa voatariny amin' ny tanana ila ny fiarakodia
Fahefana: Manan-kery lehibe io fanjakana io
Hafanam-po, fanamparan-tanjaka: Alao hery, rankizy, ny fianarana ~ Manao an-keriny
Asa, vokatra: Manan-kery mety hahasitrana ity zavamaniry ity ~ Nisy heriny tokoa ny fivavahana nataonareo
Ambiny: Asio heriny kely ny karamako fa nitombo betsaka ny asa tamin' ito
Hany zavatra azo natao: Tsy hitako izay hatao, ka heriko nivoaka [1.1]
 Strength, force, power [1.7]
 Force, puissance [1.3, 1.8]
 Vigueur, énergie, bravoure, courage, vertu des objets, efficacité, surplus, contrainte, violence [1.3]
Examples 
1Nampahazo hery ahy izany fiheverana mafonja izany. [2.4]
2Ny hery tsy mahateo ny fanahy. [2.296]
3Tohana sy hery ho an-dRadama ireo. [2.508]
4Ao ny masoko mijery afaka hamindra hery. [1.231]
Article 

Entry hery
Part of speech noun
 Fandefasana fivalanana [1.1]
 [racine] [1.3]
Vocabulary 

Entry hery
Part of speech noun
  [Taisaka] fiverenana [1.78]

Entry hery
Part of speech noun
 Anarana ilazana ankapobeny ireo zavamaniry misy tsilotsilony, toy ny havoatra, angivy [1.1]
 Nom de plusieurs plantes à piquants. Comme angivy [1.3]
 (du javanais ari ; nom général des plantes épineuses). On nomme plus spécialement ainsi, suivant les régions :
[Sakalava] Mimosa asperata L. (Fabaceae)
[Merina] Solanum erythracanthum Bojer (Solanaceae)
Voir heritsilo. [1.196]
Vocabulary 
Synonyms angivy ~ roingivy ~ voangivy

Updated on 2025/06/15