| Entry | mizotra (zotra) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mandeha: Mizotra tsara ny soavalinao izany Mandeha milamina, misosa: Mizotra tsara ny fianarako Mandeha, mivalana, mikoriana: Raha efa avy eto, dia mizotra mianavaratra ity renirano ity Mahazo, mihazo: Nizotra tamin' ny arabe fa tsy tamin' ny lalan-kely akory izy [1.1] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/06/04 |
|