|
|
|
|

Entry zotra
Part of speech noun
 Fandeha mahitsy tsy mivilivily, mandroso sy mitohy hatrany
Enti-milaza antokom-piara mpitatitra olona anankiray manana lalana voasoritra falehany: Ny zotra faha-22 ~ Ny lamasinina zotra Antananarivo-Toamasina [1.1]
 Ny aleha, ny hitsy [1.13]
 Action d'aller, de marcher, de filer droit [1.3]
 Direction [1.13]
Examples 
1Zotra hiany koa no nandehanako teny Anosibe. [2.4]
2Isaky ny zotra indray, misy gara am-polony maro, gara kely, gara lehibe. [2.356]
Morphology 
Simple : zotra, zotram-, zotran-, zotran'
Prefixed : -jotra, -jotram-, -jotran-, -jotran'

Updated on 2025/03/22