| Entry | mivaha (vaha) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Miboraka: Mivaha ny fehinkiraronao Miala na votsotra ny fatorana: Vonjeo haingana fa mivaha ny omby Tapaka: Nivaha ny fanekenay (fiteny somary baranahiny) Enti-milaza olona misy fahavoazana kely ny lohany, misy kely, nahafahana [1.1] | |||||||||
| être détaché, délié, se détacher, s’effiler; être rompu [1.3] | |||||||||
| Examples | Renao midina mihitsy ilay izy, midina tsy mba miparitaka na mivaha, fa manao bolon-gany mafonja ohatra ny natambatra tamin' ny dity.
[2.4] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | mivaha | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| [Bara] Mivaky, mamaky [1.78] | |||||||||
| Entry | mivahà (vaha) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb mivaha | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|