| Entry |
mitsofa
(tsofa)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Tsofaina, voatsofa: Hazo efa nitsofa ity ka tsy tapahina intsony. [1.1]
|
| | être scié, limé, râpé, manger, comme une scie, comme la lime [1.3]
|
| Morphology |
| Present : |
mitsofa |
| Past : |
nitsofa |
| Future : |
hitsofa |
|
|
| Entry |
mitsofà
(tsofa)
|
| Part of speech | imperative of active verb mitsofa
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|
| Entry |
mitsofa
(tsoka)
|
| Part of speech | imperative of active verb mitsoka
|
| Examples |
| 1 | Mitsofa anjomara any amin' ny firenena (Blow the trumpet among the nations / Sonnez du cor parmi les nations)
[2.996]
|
| 2 | Rahefa mitsoka trompetra aho sy ireo miaraka amiko, dia mitsofa trompetra manodidina ny toby koa hianareo, ka milazà hoe: Ho an' ny Tompo sy ho an' i Jedeona (When I blow with a trumpet,
I and all that are with me, then blow ye the trumpets also on every side of all the camp, and say, The sword of the Lord, and of Gideon /
Je sonnerai du cor, moi et tous ceux qui sont avec moi; alors, vous aussi, vous sonnerez du cor tout autour du camp et vous crierez : Pour Yahvé et pour Gédéon)
[2.996]
|
|
|