| Entry |
mitsivalana
(tsivalana)
|
| Part of speech | active verb or adjective
|
| | Tsy mitsangana fa mandry mibahana: Misy hazo mitsivalana eo amin' ny fidirana ao am-pahitra Mibahana manao izay tsy hahatanteraka zavatra iray: Rakoto no nitsivalana tamin' ilay hevitrao [1.1]
|
| | Etre en travers, mettre obstacle, s'ingérer:
Asio tsipika mitsivalana eo (Tracez là une ligne en travers) ~
Raharahanay izany ka aza hianao no mba mitsivalana eo (Ne vous ingérez pas dans cette affaire qui ne regarde que nous) [1.3]
|
| | Transversal [1.13]
|
| Examples | Amin' ny lavaka roa mifanakaiky, latsaka kely noho ny indray mandingana ny elanelany na mitsotra na mitsivalana.
[2.472]
|
| Morphology |
| Present : |
mitsivalana |
| Past : |
nitsivalana |
| Future : |
hitsivalana |
| Imperative : |
mitsivalàna |
|
|