|
|
|
|

Entry mitsitapitapy (tsitapitapy (tapitapy))
Part of speech adjective
 Miatoato ny fisiany, mampoelana, hita misy dia tsy misy indray: Loharano mitsitapitapy [1.1]
 Miatoato ny fisehony [1.13]
 Intermittent [1.13]
Morphology 
Present : mitsitapitapy
Past : nitsitapitapy
Future : hitsitapitapy

Updated on 2023/01/20