| Entry | mitsimbina (tsimbina) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mikarakara tsara, miahy: Mitsimbina ny raharahany tokoa iny lehilahy iny Manao izay tsy hahasimba na hahakely...: Mitsimbina tokoa ny voninahitrao anie aho matoa tsy niteny anao teo imasom-bahoaka! Manampy sy manasoa, miantra: Raha Rangahy iny aloha dia tena mitsimbina ny madinika mihitsy, fa tsy mba ohatra ny sasany be vava fotsiny [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | mitsimbìna (tsimbina) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb mitsimbina | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|