|
|
|
|

Entry mitsatsaingona (tsatsaingona)
Part of speech active verb
 Miteny nefa mbola misy hafa miteny, manapaka tenin' olona mbola miteny: Notezeran-drainy Ikoto fa nitsatsaingona niteny raha mbola tsy vita akory ny teniny
Misalovana ny raharahan' ny hafa [1.1]
 Couper la parole à quelqu'un, l’interrompre
S’occuper des affaires d'autrui [1.3]
Morphology 
Present : mitsatsaingona
Past : nitsatsaingona
Future : hitsatsaingona
Imperative : mitsatsaingòna
Other spellings 

Entry mitsatsaingòna (tsatsaingona)
Part of speech imperative of active verb mitsatsaingona [Full list]
  [1.1]
  [1.3]
Other spellings 

Updated on 2023/01/20