|
|
|
|

Entry mitsakatsaka (tsakatsaka)
Part of speech active verb
 Mandeha miditriditra any anaty lobolobo izay heverina ho misy lolo na vazimba
Mivezivezy amin' ny toerana tsy fantatra
Miriorio etsy sy eroa [1.1]
Morphology 
Present : mitsakatsaka
Past : nitsakatsaka
Future : hitsakatsaka
Imperative : mitsakatsakà

Entry mitsakatsakà (tsakatsaka)
Part of speech imperative of active verb mitsakatsaka [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/01/20