|
|
|
|

Entry mitototra (tototra)
Part of speech active verb
 Mirakotra. [1.1]
 To be covered; to be filled [1.7]
 être comblé [1.3, 1.8]
 être couvert [1.3]
 être rempli, couvert de terre, etc [1.8]
Examples Eny, tsilo tsy eran' ny ainy, tsy afak' omby izaitratra ary raiketa mitototra bozaka alin-kisa no nananty ny faladian' ireo ka izay rehetra voatsatoka dia namonjy nisikotra ny azy aloha [2.895]
Morphology 
Present : mitototra
Past : nitototra
Future : hitototra
Imperative : mitotofa

Entry mitotra (totòtra)
Part of speech active verb
 Milefaka (hozatra) [1.1]
 Se détendre, se dit des nerfs, palpiter [1.3]
Morphology 
Present : mitototra
Past : nitototra
Future : hitototra

Updated on 2023/02/24