|
|
|
|

Entry tototra
Part of speech adjective
 Nasiana zavatra ka feno tanteraka: Efa tototra ve ilay lavaka ao atsimontrano?
Feno, rakotra, lelika: Tototry ny antsanga ny tanimbarinareo ~ Tototry ny alahelo ~ Tototry ny voninahitra
Poritra: Tototry ny fanompoana ny vahoaka ka mimenomenona [1.1]
 Filled; covered with earth [1.7]
 Comblé, couvert de terre [1.8]
Examples 
1Tototra tsikelikely teny ny saha rehetra. [2.472]
2Izany no mahatonga ny tanimbary ho tototra atsanga. [2.117]
Morphology 

Entry totòtra
Part of speech noun
 Fanetsiketsehana ny foly mba hampitovy tantana azy hatrany tsy misy madilana; filefahan' ny hozatra. [1.1]
 Secousses qu’on fait subir au fil pour l’égaliser
Figuré: détente des nerfs [1.3]

Updated on 2023/02/24