| Entry |
mitonona
(tonona)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Milaza anaran' ny tena: Nanontaniana izy veto nitonona anarana Milaza tena: Mitonona ho solon-tenan' ny mpiasa izy, nefa tsy mikarakara azy ireo akory [1.1]
|
| | To speak up; to call oneself by name, to volunteer [1.7]
|
| | Prononcer; se prononcer; dire ou avancer son propre nom [1.8]
|
| | Se prononcer, dire soi-même son propre [...] [full text in 1.5]
|
| Morphology |
| Present : |
mitonona |
| Past : |
nitonona |
| Future : |
hitonona |
| Imperative : |
mitonòna |
|
|
| Entry |
mitonòna
(tonona)
|
| Part of speech | imperative of active verb mitonona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|