|
|
|
|

Entry mitongilana (tongilana (hilana))
Part of speech active verb
 Mihilana, tsy miarina marina tsara, mirona, miraika: Mitongilana ity rindrina ity izany
Miangatra: Mitongilana io mpitsara io
Voatarika: Mitongilana amin' ny ratsy rehefa mety ho olombelona [1.1]
 Penché [1.13]
Examples 
1Mitongilana izao ny sambolay. [2.471]
2Izao tokoa va re no fahagagana e, sa vintana mitongilana, sa ny lahatra sy anjara? [2.470]
Morphology 
Present : mitongilana
Past : nitongilana
Future : hitongilana
Imperative : mitongilàna

Entry mitongilàna (tongilana (hilana))
Part of speech imperative of active verb mitongilana [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/01/20