| Entry |
mitokona
(tokona)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mihenahena, midongy, tsy mety mandeha: Mitokona ireto omby ireto Mihenahena tsy mety miasa: Mitokona ny mpampianatra arỳ Ambohitsitononina [1.1]
|
| Examples |
| 1 | Mampisaraka ny ranobe ho vaky roa sy telo indray kosa ireo nosin-tanikely toa sambo fefika, toa fiara mitokona.
[2.470]
|
| 2 | Nisalasala ny hanatrika izany sy ny hitokona ao an-trano aho, kanjo dia lasa ihany.
[2.471]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mitokona |
| Past : |
nitokona |
| Future : |
hitokona |
| Imperative : |
mitokòna |
|
|
| Entry |
mitokòna
(tokona)
|
| Part of speech | imperative of active verb mitokona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|