| Entry | mitetika (tetika) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mandidy na manapatapa-javatra atao madinika: Mitetika hena Mieritreritra zavatra mialoha ary maka ara-keviny izay mety ho fandehany: Mitetika ny tombom-barotra mety ho azony ny mpivarotra Mikasa hanao zavatra efa nodinihina tsara natao maty paika: Nitetika ny hamono an' Andrianampoinimerina i Mavolahy zanany [1.1] | |||||||||
| Mandidy na manapatapaka madinika [1.13] | |||||||||
| Couper en petits morceaux [1.13] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|