| Entry |
mikasa
(kasa)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mihevitra mialoha, manampo: Mikasa handeha aho rahampitso Manapa-kevitra; maniry mafy: Mikasa tsy hivarotra intsony aho fa maty antoka foana [1.1]
|
| | To intend, to resolve [1.7]
|
| | Avoir l'intention de, se proposer [1.3, 1.8]
|
| | Projeter, former la résolution:
Nikasa handeha aho, nefa nijanona (J’avais l’intention de partir, cependant je suis resté) ~
Mikasa tsy hanao izany intsony aho (Je forme la résolution de ne plus faire cela) [1.3]
|
| Morphology |
| Present : |
mikasa |
| Past : |
nikasa |
| Future : |
hikasa |
| Imperative : |
mikasà |
|
|
| Entry |
mikasà
(kasa)
|
| Part of speech | imperative of active verb mikasa
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|