|
|
|
|

Entry miteraka (teraka)
Part of speech active verb
 Mamoaka avy ao an-kibo, mandatsaka an-tany: Iza no anaran' ny reny niteraka anareo?
Mahavokatra, manome: Mitera-bony avokoa ny hazo rehetra amin' izao fotoana izao
Mahatonga, mitarika: Miteraka aretin' andaha ny aretina sasantsasany
(vola) Misy zanany, manàna: Aoka hotsaroanao fa tsy niteraka ny volako tany aminao [1.1]
 Accoucher, enfanter, vêler, engendrer [1.13]
  [Sakalava-Mayotte] Accoucher [1.405]
Vocabulary 
Examples 
1Endre, anaka, ny mahafinaritra no miteraka ny mahasoa indrindra amin'ny reraka toa anao izao. [2.324]
2Ny Fahatezerana niteraka Fahoriana. [2.5]
Morphology 
Present : miteraka, mitera-
Past : niteraka, nitera-
Future : hiteraka, hitera-
Imperative : miteraha

Updated on 2023/01/20