|
|
|
|

Entry mitatra (itatra)
Part of speech active verb
 [ miitatra ] Miely, mihanaka: Efa miitatra izao ny fiompiana kisoa
Mitombo, mihalehibe; mihamalalaka: Miitatra ity akanjo ity rehefa misasa
Mitombo, mihamatanjaka, mandroso: Miitatra ny sain' ny ankizy
Miampy zavatra tsy tao: Miitatra tsy hita velively ny vaovao rehefa azon-dRamatoa io [1.1]
 Mitombo habe [1.13]
 Se dilater [1.13]
Examples 
1Nitatra ny fanjakana tamin' ny androny [2.508]
2aoriana dia mety hitatra ny fampianarana [2.356]
3Mitatra koa ny hevitr' io teny io ankehitriny [2.285]
Morphology 
Present : mitatra
Past : nitatra
Future : hitatra
Other spellings 

Updated on 2024/09/15